Psalms 38:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Ianao no antenaiko, TOMPO ô; Ianao no hamaly, ry Tompo Andriamanitro ô.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mova aho tsy ny olona tsy mandre, izay tsy manan-kavaly haloaky ny vavany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, tahaka ny olona tsy mandre aho ka tsy mba manana teny havaly.
Malagasy Bible 1865
Fa ianao no antenaiko Jehovah ô; ianao no hamaly, ry Tompo Andriamanitra ô.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Ianao no antenaiko, TOMPO ô; Ianao no hamaly, ry Tompo Andriamanitro ô.
malagasy
Fa ianao no antenaiko Jehovah ô; ianao no hamaly, ry Tompo Andriamanitra ô.