Psalms 38:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy aho: Sao dia hifalian’izy ireo anie aho; raha mibolasitra ny tongotro dia hirehareha amiko izy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ao aminao, ry Iaveh, ny fanantenako; Ianao, ry Tompo Andriamanitro, no hamaly!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao, TOMPO ô, no antenaiko; Tompo Andriamanitro ô, Ianao no hamaly.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy izaho: sao dia hifalian'izy ireo anie aho;ary raha mibolisatra ny tongotro, dia hirehareha amiko izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy aho: Sao dia hifalian’izy ireo anie aho; raha mibolasitra ny tongotro dia hirehareha amiko izy!
malagasy
Fa hoy izaho: sao dia hifalian'izy ireo anie aho;ary raha mibolisatra ny tongotro, dia hirehareha amiko izy.