Psalms 38:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa efa ho lavo aho ary ny fanaintainako dia tsaroako mandrakariva.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy izaho: «Enga ka tsy ho antom-pifaliany aho, enga anie ka tsy hitsangan-kamely ahy izy ireo raha mangozohozo ny tongotro.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izao no vavaka nataoko taminao: «Aza avela ho fanesom-pahavalo aho; ary aoka tsy hirehaka ireo, raha sendra mivoana ny famindrako!»
Malagasy Bible 1865
Fa efa ho lavo aho, ary ny fanaintainako dia tsaroako mandrakariva.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa efa ho lavo aho ary ny fanaintainako dia tsaroako mandrakariva.
malagasy
Fa efa ho lavo aho, ary ny fanaintainako dia tsaroako mandrakariva.