Psalms 38:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ibabohako ny heloko; matahotra aho noho ny fahotako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa mila ho lavo aho, ary eo anatrehako lalandava ny alaheloko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa mila ho torana mihitsy aho ary ny fanaintainako tsy miala amiko.
Malagasy Bible 1865
Fa ny heloko no hambarako; matahotra aho noho ny fahotako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ibabohako ny heloko; matahotra aho noho ny fahotako.
malagasy
Fa ny heloko no hambarako; matahotra aho noho ny fahotako. [Na: Malahelo]