Psalms 38:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa velona ihany ny fahavaloko sady mahery, maro no mankahala ahy tsy amin’antony;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa dia miaiky ny heloko aho; raiki-tahotra aho noho ny fahotako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, miaiky ny fahadisoako aho ary matahotra noho ny amin’ny otako.
Malagasy Bible 1865
Fa ny fahavaloko velona ihany sady mahery; ary maro no mandrafy ahy tsy ahoan-tsy ahoana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa velona ihany ny fahavaloko sady mahery, maro no mankahala ahy tsy amin’antony;
malagasy
Fa ny fahavaloko velona ihany sady mahery; ary maro no mandrafy ahy tsy ahoan-tsy ahoana;