Psalms 38:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mitsatoka amiko ny zana-tsipìkanao ary manindry ahy mafy ny tananao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Iaveh ô, aza mamay ahy amin’ny fahatezeranao; aza manasazy ahy amin’ny fahaviniranao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, tezitra amiko Ianao nefa aza faizina aho; eny, vinitra amiko Ianao nefa aza sazîna aho.
Malagasy Bible 1865
Fa mitsatoka amiko ny zana-tsipìkanao,ary manindry ahy mafy ny tananao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mitsatoka amiko ny zana-tsipìkanao ary manindry ahy mafy ny tananao.
malagasy
Fa mitsatoka amiko ny zana-tsipìkanao,ary manindry ahy mafy ny tananao,