Psalms 38:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mamaly ratsy ny soa izy ireo ka mandrafy ahy ho valin’ny fikatsahako ny tsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fahavaloko be aina ary mahery; izay mandrafy ahy tsy ahoan-tsy ahoana nitombo isa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahery ireo mandrafy ahy tsy amin’antony, maro no mankahala ahy tsy an-drariny.
Malagasy Bible 1865
Ary mamaly ratsy ny soa izy ireo ka mandrafy ahy ho valin'ny fanarahako ny tsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mamaly ratsy ny soa izy ireo ka mandrafy ahy ho valin’ny fikatsahako ny tsara.
malagasy
Ary mamaly ratsy ny soa izy ireo ka mandrafy ahy ho valin'ny fanarahako ny tsara.