Psalms 38:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mahafoy ahy, RY TOMPO ô! Ry Andriamanitro ô, aza manalavitra ahy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mamaly ratsy ny soa izy ireo amiko; mankahala ahy izy noho izaho mitady ny rariny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Valiany ratsy ny soa nataoko ary ampangainy aho satria manao ny tsara.
Malagasy Bible 1865
Aza mahafoy ahy,Jehovah ô; Ry Andriamanitro ô, aza manalavitra ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mahafoy ahy, RY TOMPO ô! Ry Andriamanitro ô, aza manalavitra ahy!
malagasy
Aza mahafoy ahy,Jehovah ô; Ry Andriamanitro ô, aza manalavitra ahy.Faingàna hamonjy ahy, ry Tompo, Mpamonjy ahy ô.