Psalms 38:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Faingàna hamonjy ahy, ry Tompo, Mpamonjy ahy, ô!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza ilaozanao aho, ry Iaveh ô! Aza halavirinao aho, ry Andriamanitro ô!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, aza ilaozanao aho; Andriamanitra ô, aza manalavitra ahy.
Malagasy Bible 1865
Faingàna hamonjy ahy, ry Tompo, Mpamonjy ahy ô.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Faingàna hamonjy ahy, ry Tompo, Mpamonjy ahy, ô!
malagasy
Faingàna hamonjy ahy, ry Tompo, Mpamonjy ahy ô.