Psalms 38:23 — Compare Translations

2 translations compared side by side

Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Faingàna hamonjy ahy Ianao, ry Tompo, Ianao ilay famonjena ahy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Faingàna hamonjy ahy, ry Tompo Mpamonjiko ô.