Psalms 38:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy misy fahasalamana ao amin’ny nofoko noho ny fahatezeranao; tsy misy fiadanana ao amin’ny taolako noho ny fahotako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nahavoa ahy ny zana-tsipìkanao; ary nanindry ahy ny tananao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitsatohan’ny zana-tsipîkanao aho, ary niantefan’ny tehamaina famaizanao.
Malagasy Bible 1865
Tsy misy fahasalamana ny nofoko noho ny fahatezeranao; tsy misy tsy marary ny taolako noho ny fahotako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy misy fahasalamana ao amin’ny nofoko noho ny fahatezeranao; tsy misy fiadanana ao amin’ny taolako noho ny fahotako.
malagasy
Tsy misy fahasalamana ny nofoko noho ny fahatezeranao; tsy misy tsy marary ny taolako noho ny fahotako.