Psalms 38:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mihoatra ny lohako ny heloko; tahaka ny entana mavesatra izany ka tsy zakako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy misy salama ny nofoko noho ny hatezeranao; ary tsy misy tsy marofy ny taolako noho ny fahotako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy misy tsy marofy ny nofoko noho ny fahatezeranao; tsy misy tsy marary ny taolako noho ny fahotako.
Malagasy Bible 1865
Fa ny heloko efa mihoatra ny lohako; tahaka ny entana mavesatra izy ka tsy zakako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mihoatra ny lohako ny heloko; tahaka ny entana mavesatra izany ka tsy zakako.
malagasy
Fa ny heloko efa mihoatra ny lohako; tahaka ny entana mavesatra izy ka tsy zakako.