Psalms 38:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maimbo sady mihalalina ny feriko noho ny hadalako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa misondrotra manafotra ny lohako ny fahotako, toy ny enta-mavesatra izy mahareraka ahy amin’ny havesarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa mivangongo mihoatra ny lohako ny heloko toy ny enta-mavesatra tsy zakako mihitsy.
Malagasy Bible 1865
Maimbo sady mihady ny feriko noho ny hadalako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maimbo sady mihalalina ny feriko noho ny hadalako.
malagasy
Maimbo sady mihady ny feriko noho ny hadalako.