Psalms 38:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitanondrika sy mijoretra izay tsy izy aho ary toy ny misaona mandrakariva.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Maimbo sady mihady ny feriko azon’ny fahadalako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maimbo sy mandoaka ny feriko noho ny hadalàko ihany;
Malagasy Bible 1865
Mitanondrika sy mijoretra indrindra aho, ary misaona mandrakariva.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitanondrika sy mijoretra izay tsy izy aho ary toy ny misaona mandrakariva.
malagasy
Mitanondrika sy mijoretra indrindra aho, ary misaona mandrakariva.