Psalms 38:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mamaivay avokoa ny voako ka tsy misy izay salama ao amin’ny nofoko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitanondrika rera-po indrindra aho, mamindra amin’ny fisaonana mandavan’andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mitanondrika sy manjoretra loatra aho, manjonitra tontolo andro, toa misaona.
Malagasy Bible 1865
Ary ny vaniako henika ny aretina mahamay, ka tsy misy fahasalamana ny nofoko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mamaivay avokoa ny voako ka tsy misy izay salama ao amin’ny nofoko.
malagasy
Ary ny vaniako henika ny aretina mahamay, ka tsy misy fahasalamana ny nofoko.