Psalms 38:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Marikoditra aho sady torovana indrindra, midradradradra aho sady mitoloko ny foko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny valahako hanin’ny aretina mahamay; ary ny nofoko tsy misy salama.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahamay voan’ny tazo ny tenako ka tsy misy tsy marofy ny nofoko.
Malagasy Bible 1865
Marikoditra aho sady torovana indrindra; midradradradra aho noho ny fitolokon'ny foko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Marikoditra aho sady torovana indrindra, midradradradra aho sady mitoloko ny foko.
malagasy
Marikoditra aho sady torovana indrindra; midradradradra aho noho ny fitolokon'ny foko.