Psalms 38:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tompo ô, eo anatrehanao ny faniriako rehetra; tsy mba miafina Aminao ny fisentoako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Osa loatra aho sy torovana izaitsizy, velon-tsento aho noho ny tebitebin’ny foko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Reraka aho ary drodroka tanteraka; mitoloko ny foko ka midradradradra aho.
Malagasy Bible 1865
Ry Tompo ô, eo anatrehanao ny faniriako rehetra;ary ny fisentoako tsy mba miafina aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tompo ô, eo anatrehanao ny faniriako rehetra; tsy mba miafina Aminao ny fisentoako.
malagasy
Ry Tompo ô, eo anatrehanao ny faniriako rehetra;ary ny fisentoako tsy mba miafina aminao.