Psalms 39:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy aho: Hitandrina ny lalako aho mba tsy hanota amin’ny lelako; hasiako fehiny ny vavako raha mbola eo anatrehako ny ratsy fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho an’ny mpampianatra hira, ho an’i Iditona. Hiran’i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ny tahirin-kiran’i Jedotòna, filohan’antoko-mpihira. Salamo nataon’i Davida.
Malagasy Bible 1865
Ho an'ny mpiventy hira. Ho an'i Jedotona Salamo nataon'i Davida. Hoy izaho: hitandrina ny lalako aho ka tsy hanota amin'ny lelako; hasiako fehim-bava ny vavako, raha mbola eo anatrehako ny ratsy fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy aho: Hitandrina ny lalako aho mba tsy hanota amin’ny lelako; hasiako fehiny ny vavako raha mbola eo anatrehako ny ratsy fanahy.
malagasy
[Ny fahatsinontsinon'izao fiainana izao] Ho an'ny mpiventy hira. Ho an'i Jedotona Salamo nataon'i Davida. Hoy izaho: hitandrina ny lalako aho ka tsy hanota amin'ny lelako; hasiako fehim-bava ny vavako, raha mbola eo anatrehako ny ratsy fanahy.