Psalms 39:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ampanalaviro ahy ny kapoka avy Aminao; reraka aho azon’ny famelin’ny tananao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mangina tsy miloa-bava aho; fa Ianao no manao izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa mangina aho ary tsy miloa-bava, satria Ianao no nahatonga izao.
Malagasy Bible 1865
Aoka hitsahatra ny fikapohanao ahy; reraka aho azon'ny famelin'ny tananao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ampanalaviro ahy ny kapoka avy Aminao; reraka aho azon’ny famelin’ny tananao.
malagasy
Aoka hitsahatra ny fikapohanao ahy; reraka aho azon'ny famelin'ny tananao.