Psalms 39:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fanasaziana noho ny fahadisoany no anitsianao ny olona ka manimba ny zavatra tiany tahaka ny ataon’ny kalalao Ianao. Eny, zava-poana tokoa ny olona rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avilio tsy hihatra amiko ny fikapohanao: fa reraka aho, azon’ny hamafin’ny famelezan’ny tananao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa aza kapohinao intsony aho, fa mila ho faty noho ny famelezanao.
Malagasy Bible 1865
Anatra noho ny fahadisoany no ananaranao ny olona, ka manimba ny hatsaran-tarehiny tahaka ny kalalao ianao; zava-poana tokoa ny olona rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fanasaziana noho ny fahadisoany no anitsianao ny olona ka manimba ny zavatra tiany tahaka ny ataon’ny kalalao Ianao. Eny, zava-poana tokoa ny olona rehetra.
malagasy
Anatra noho ny fahadisoany no ananaranao ny olona, ka manimba ny hatsaran-tarehiny tahaka ny kalalao ianao; zava-poana tokoa ny olona rehetra.