Psalms 39:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza atrehinao aho aloha dia ho miramirana indray, dieny tsy mbola lasa aho ka tsy ho eto intsony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Henoy ny fivavahako, ry Iaveh ô, atongilano ny sofinao amin’ny fitarainako, aza dia tsy mihontsina amin’ny fitomaniako! Fa vahiny ao aminao aho, mpivahiny toy ny razako rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, henoy ny vavaka ataoko ary mandrenesa ny fitarainako; aza odian-tsy hita ny ranomasoko fa olona nasaina aho no eto aminao, mpivahiny ihany toy ny razako rehetra.
Malagasy Bible 1865
Aza atrehinao aho aloha, dia ho miramirana indray, dieny aho tsy mbola lasa ka tsy ho eto intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza atrehinao aho aloha dia ho miramirana indray, dieny tsy mbola lasa aho ka tsy ho eto intsony!
malagasy
Aza atrehinao aho aloha, dia ho miramirana indray, dieny aho tsy mbola lasa ka tsy ho eto intsony.