Psalms 39:14 — Compare Translations

2 translations compared side by side

Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avilio tsy hijery ahy ny masonao, ka avelao mba hisy hiainako, alohan’ny hahalasanako, ka tsy ho velona intsony aho!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mba ampiatoy ny famaizanao hahazoako mitsiky indray, alohan’ny hahalasanako ho any amin’ny varo-tsy mifody.