Psalms 39:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nangina tsy niteny mihitsy aho, namihim-bava aho ka tsy nilaza na dia ny tsara aza, dia nihetsika mafy ny fanaintainako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy aho: «Hitandrina ny lalako aho, sao manota amin’ny lelako. Asiako hidiny ny vavako, dieny mbola eo anatrehako koa ny ratsy fanahy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy aho hoe: «Hotandremako ny fitondrantenako mba tsy hanota amin’ny teniko aho. Hataoko toy ny tampina ny vavako, raha mbola eo anatrehako ny olon-dratsy.»
Malagasy Bible 1865
Nangina mihitsy aho, namihim-bava ka tsy nilaza na dia ny tsara aza, dia nihetsika mafy ny fanaintainan'ny aretiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nangina tsy niteny mihitsy aho, namihim-bava aho ka tsy nilaza na dia ny tsara aza, dia nihetsika mafy ny fanaintainako.
malagasy
Nangina mihitsy aho, namihim-bava ka tsy nilaza na dia ny tsara aza, dia nihetsika mafy ny fanaintainan'ny aretiko.[Na; na dia teo anatrehan'ny tsara fanahy aza]