Psalms 39:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nafana ny foko tato anatiko; raha nieritreritra aho dia nisy afo nirehitra ka niteny tamin’ny lelako aho hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia lasan-ko moana aho tanatin’ny fanginana, nangina aho na dia voaesotra amiko aza ny fananana rehetra. Kanjo nihetsika ny fanaintainako,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tena nangina mihitsy aho, tsy nivolana na dia tsy nahasoa aza. Vao mainka nitombo ny fijaliako,
Malagasy Bible 1865
Nafana ny foko tato anatiko; raha nieritreritra aho, dia nisy afo nirehitra, ka niteny tamin'ny lelako aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nafana ny foko tato anatiko; raha nieritreritra aho dia nisy afo nirehitra ka niteny tamin’ny lelako aho hoe:
malagasy
Nafana ny foko tato anatiko; raha nieritreritra aho, dia nisy afo nirehitra, ka niteny tamin'ny lelako aho.