Psalms 39:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, ampahafantaro ny fiafarako sy izay fetran’ny androko aho; aoka ho fantatro fa olon-kandalo aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nirehitra tato anatiko ny foko; tamin’ny fieritreretako dia nisy afo nirehitra, ka tonga teo amin’ny lelako ny teny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nandevilevy ny foko tato anatiko, toy ny doran’ny afo ny eritreritro, ka tamin’ny farany aho nahateny hoe:
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô,ampahafantaro ny farako aho sy izay ohatry ny androko; aoka ho fantatro fa olon-kandalo aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, ampahafantaro ny fiafarako sy izay fetran’ny androko aho; aoka ho fantatro fa olon-kandalo aho.
malagasy
Jehovah ô,ampahafantaro ny farako aho sy izay ohatry ny androko; aoka ho fantatro fa olon-kandalo aho.