Psalms 39:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, efa nataonao toy ny felatanana ny halavan’ny androko ary toy ny tsinontsinona eo anatrehanao ny androm-piainako: Natao ho zava-poana ihany tokoa ny olona mijoro rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Iaveh ô, ampahafantaro ahy ny fara andro hiainako, dia ny fetry ny androko, hahafantarako ny maha-mora levona ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, ampahafantaro ahy rahoviana no hifarana ny fiainako ary hafiriana sisa no ahavelomako; aoka ho fantatro fa mihelina aho!
Malagasy Bible 1865
Indro efa nataonao vodivoam-pelatanana ny androko, ary ny fiainako toy ny tsinontsinona eo anatrehanao. Zava-poana ihany tokoa ny olon-drehetra, na dia matanjaka aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, efa nataonao toy ny felatanana ny halavan’ny androko ary toy ny tsinontsinona eo anatrehanao ny androm-piainako: Natao ho zava-poana ihany tokoa ny olona mijoro rehetra.
malagasy
Indro efa nataonao vodivoam-pelatanana ny androko, ary ny fiainako toy ny tsinontsinona eo anatrehanao. Zava-poana ihany tokoa ny olon-drehetra, na dia matanjaka aza.[Na: Natao ho zava-poana ihany tokoa ny olona rehetra]