Psalms 39:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ankehitriny Tompo ô, inona no andrasako? Ianao no antenaiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny, mandalo toy ny aloka ny olona; eny, tsy misy asany ny fikofokofohany; manangona izy, nefa tsy mahalala izay handray izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
eny tokoa fa ny olombelona dia toa aloka miserana ihany! Misahirana tsy misy antony izy, manangon-karena nefa tsy mahalala izay hanjary ho tompon’izany.
Malagasy Bible 1865
Ary ankehitriny, inona no andrasako Tompo ô? Hianao no antenaiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ankehitriny Tompo ô, inona no andrasako? Ianao no antenaiko.
malagasy
Ary ankehitriny, inona no andrasako Tompo ô? Hianao no antenaiko.