Psalms 39:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manafaha ahy amin’ny fahadisoako rehetra; aza mamela ahy ho fanakòran’ny adala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ankehitriny, Tompo ô, inona no azoko antenaina? Ao aminao ny fanantenako!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ankehitriny, Tompo ô, inona no azoko andrasana? Ianao ihany no antenaiko.
Malagasy Bible 1865
Manafaha ahy amin'ny fahadisoako rehetra; aza manao ahy ho fanakoran'ny adala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manafaha ahy amin’ny fahadisoako rehetra; aza mamela ahy ho fanakòran’ny adala.
malagasy
Manafaha ahy amin'ny fahadisoako rehetra; aza manao ahy ho fanakoran'ny adala.