Psalms 39:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mangina aho ka tsy miloa-bava satria Ianao no nanao izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Afaho amin’ny fahadisoako rehetra aho; aza atao ho fandàtsan’ny adala aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Afaho amin’izay rehetra mpamadika ahy aho, aza avela ho fanakòran’ireo adala.
Malagasy Bible 1865
Mangina aho ka tsy miloa-bava fa ianao no nanao izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mangina aho ka tsy miloa-bava satria Ianao no nanao izao.
malagasy
Mangina aho ka tsy miloa-bava fa ianao no nanao izao.