Psalms 4:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa aoka ho fantatrareo fa efa navahan’NY TOMPO ho Azy ny tsara fanahy; NY TOMPO mihaino rehefa miantso Azy aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry zanak’olombelona ô, mandra-pahoviana no ho voatsiratsira ny voninahitro? Mandra-pahoviana no hitiavanareo ny zava-poana, sy hitadiavanareo ny lainga? - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandra-pahoviana, rey olona, no handotoanareo ny voninahitro? Ny hanendrikendrika ahy tsy amin’antony sy ny hamoron-dainga hiampangana ahy: izany no kendrenareo hatrany hatrany. Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Kanefa aoka ho fantatrareo fa efa navahan'i Jehovah ho Azy ny tsara fanahy; Jehovah hihaino, raha miantso Azy aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa aoka ho fantatrareo fa efa navahan’NY TOMPO ho Azy ny tsara fanahy; NY TOMPO mihaino rehefa miantso Azy aho.
malagasy
Kanefa aoka ho fantatrareo fa efa navahan'i Jehovah ho Azy ny tsara fanahy; Jehovah hihaino, raha miantso Azy aho.[Na: fa efa nomen'i Jehovah voninahitra ny olo-masiny]