Psalms 4:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manolora fanatitra amim-pahamarinana ary matokia NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Matahora ka aza manota intsony! Mitenena anakam-po ao am-pandrianareo, ka mitsahara! - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tezera kanefa aza manota ianareo, mieritrereta eo am-pandriana kanefa aza manahy. Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Manatera fanati-pahamarinana,ary matokia an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manolora fanatitra amim-pahamarinana ary matokia NY TOMPO.
malagasy
Manatera fanati-pahamarinana,ary matokia an'i Jehovah.