Psalms 4:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maro no miteny hoe: Iza no hampiseho amintsika ny fahasambarana? Asandrato aminay ny fahazavan’ny tavanao, TOMPO ô!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manatera sorom-pahamarinana, ary matokia an’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa manaova kosa sorona araka ny lalàna ary dia matokia ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Maro no niteny hoe: iza no haneho soa antsika? Asandrato aminay ny fahazavan'ny tavanao, Jehovah ô.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maro no miteny hoe: Iza no hampiseho amintsika ny fahasambarana? Asandrato aminay ny fahazavan’ny tavanao, TOMPO ô!
malagasy
Maro no niteny hoe: iza no haneho soa antsika? Asandrato aminay ny fahazavan'ny tavanao, Jehovah ô.