Psalms 4:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Asianao fifaliana ato am-poko, mihoatra noho ny tamin’ny taona nahabetsahan’ny variny sy ny ranom-boalobony izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Maro no milaza hoe: Iza no hampahita antsika ny fahasambarana? Ataovy miposaka aminay ny fahazavan’ny Tavanao, ry Iaveh!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maro ny olona mitaraina hoe: «Mba te hahita fahasambarana izahay, ka jereo amin-kamorampo, TOMPO ô.»
Malagasy Bible 1865
Efa nasianao fifaliana ny foko mihoatra noho ny tamin'ny taona nahabetsahan'ny variny sy ny ranom-boalobony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Asianao fifaliana ato am-poko, mihoatra noho ny tamin’ny taona nahabetsahan’ny variny sy ny ranom-boalobony izany.
malagasy
Efa nasianao fifaliana ny foko mihoatra noho ny tamin'ny taona nahabetsahan'ny variny sy ny ranom-boalobony.Handry amin'ny fiadanana aho, ka dia hatory miaraka amin'izay, satria Hianao, Jehovah ô, no mampitoetra ahy mitokana irery tsy manana ahiahy.