Psalms 4:9 — Compare Translations

2 translations compared side by side

Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Handry amam-piadanana aho, ka dia hatory miaraka amin’izay; fa Ianao, ry Iaveh, dia Ianao irery no mampitoetra ahy tsy amin’ahiahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao mandry aho dia renoka am-piadanana, satria Ianao irery ihany, TOMPO ô, no mampitombina ahy tsy hanana ahiahy.