Psalms 40:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho sitrakao, TOMPO ô, ny hanafaka ahy! TOMPO ô, faingàna hamonjy ahy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa itangoronan-doza tsy hita isa aho, voasambotry ny fahotako aho ka tsy mahajery; maro isa noho ny volon-dohako ireny, ka reraka ny foko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manemitra ahy ny loza tsy hita isa; mizaka ny vokatry ny heloko aho sady tsy mahajery azy intsony noho izy ireny maro noho ny volon-dohako; ka ketraka dia ketraka ny foko.
Malagasy Bible 1865
Aoka ho sitraky ny fonao, Jehovah ô, ny hanafaka ahy; Jehovah ô, faingàna hamonjy ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho sitrakao, TOMPO ô, ny hanafaka ahy! TOMPO ô, faingàna hamonjy ahy!
malagasy
Aoka ho sitraky ny fonao, Jehovah ô, ny hanafaka ahy; Jehovah ô, faingàna hamonjy ahy.