Psalms 40:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho ankona noho ny fahamenarany ireo izay milaza amiko hoe: Hia! Akory izay!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho menatra sy hangaihay avokoa anie, ireo mitady ny aiko hamerezany azy! Hihemotra sy ho menatra foana anie ireo maniry ahy ho levona!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho menatra sy mangaihay avokoa anie izay olona mitady hahafaty ahy! Hihemotra sy ho afa-baràka anie izay olona maniry loza ho ahy!
Malagasy Bible 1865
Aoka ho ankona noho ny fahamenarany ireny manao amiko hoe: Hià! sakoa izay!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho ankona noho ny fahamenarany ireo izay milaza amiko hoe: Hia! Akory izay!
malagasy
Aoka ho ankona noho ny fahamenarany ireny manao amiko hoe: Hià! sakoa izay!