Psalms 40:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na dia ory sy mahantra aza aho dia ny Tompo no mihevitra ahy. Mpamonjy sy Mpanafaka ahy Ianao; aza ela, Andriamanitro ô!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hifaly sy hiravoravo aminao kosa anie, izay rehetra mitady Anao! Aoka hilaza mandrakariva hoe: «Voninahitra anie ho an’i Iaveh!» ireo tia ny famonjenao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay rehetra mitady Anao kosa anie hifaly sy hiravoravo amin’ny nataonao; ary izay olona mpitia Anao Mpamonjy anie hivolan-dava hoe: «Lehibe tokoa ny TOMPO!»
Malagasy Bible 1865
Fa na dia ory sy malahelo aza aho, ny Tompo no mihevitra ahy; Mpamonjy sy Mpanafaka ahy Hianao; aza ela, Andriamanitro ô.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na dia ory sy mahantra aza aho dia ny Tompo no mihevitra ahy. Mpamonjy sy Mpanafaka ahy Ianao; aza ela, Andriamanitro ô!
malagasy
Fa na dia ory sy malahelo aza aho, ny Tompo no mihevitra ahy; Mpamonjy sy Mpanafaka ahy Hianao; aza ela, Andriamanitro ô.