Psalms 40:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra ny olona izay manana NY TOMPO ho tokiny ka tsy mivily ho naman’ny mpiavonavona na ny mpiampanga lainga!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanisy fihiram-baovao teo am-bavako Izy, hira fiderana ny Andriamanitsika; maro no mahita izany ka manaja an’i Iaveh, sy matoky Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nasiany hira vaovao teo am-bavako, dia hira fiderana an’Andriamanitsika! Maro tokoa no hahita izany, ka hanaja sy hatoky ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Sambatra izay olona manao an'i Jehovah ho tokiny, ka tsy mivily ho naman'ny mpiavonavona na ny mpivadika ho amin'ny lainga.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra ny olona izay manana NY TOMPO ho tokiny ka tsy mivily ho naman’ny mpiavonavona na ny mpiampanga lainga!
malagasy
Sambatra izay olona manao an'i Jehovah ho tokiny, ka tsy mivily ho naman'ny mpiavonavona na ny mpivadika ho amin'ny lainga.