Psalms 40:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy aho: Inty aho tonga; ao amin’ny horonam-boky no nanoratana ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy sitrakao ny sorona amam-panatitra, notevehinao ny sofiko; tsy ilainao ny sorona dorana aman-tsorona fanonerana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampahafantarinao ahy tsara tokoa fa tsy sitrakao ny sorona amam-panatitra; tsy ilainao ny sorona dorana manontolo sy ny sorona fanalana ny ota.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izaho:inty aho tonga ao amin'ny horonam-boky no nanoratana ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy aho: Inty aho tonga; ao amin’ny horonam-boky no nanoratana ahy.
malagasy
Dia hoy izaho:inty aho tonga ao amin'ny horonam-boky no nanoratana ahy.