Psalms 40:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny hanao ny sitraponao, Andriamanitra ô, no sitrako ary ny lalànanao no ato anatiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy aho amin’izany: «Inty aho tonga,» miaraka amin’ny horonan-taratasy voasoratra ho ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy aho hoe: «Inty aho tamy! Ao amin’ny bokin’ny Lalàna no ahitako fa voasoratra izay tokony hataoko.»
Malagasy Bible 1865
Ny hanao ny sitraponao, Andriamanitra ô, no sitrako; ary ny lalanao no ato anatiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny hanao ny sitraponao, Andriamanitra ô, no sitrako ary ny lalànanao no ato anatiko.
malagasy
Ny hanao ny sitraponao, Andriamanitra ô, no sitrako; ary ny lalanao no ato anatiko.