Psalms 40:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanambara teny mahafaly ny amin’ny fahamarinana teo amin’ny fiangonan-dehibe aho; indro, tsy mba nakomboko ny molotro; TOMPO ô, Ianao no mahalala!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny hanao ny sitraponao no sitrako, ry Andriamanitra ô! ary ny lalàna no ato anatin’ny foko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny hanao ny sitraponao, Andriamanitro ô, eny, ny hanao ny sitraponao no sitrako; ary ny lalànanao dia ato anatin’ny foko.
Malagasy Bible 1865
Efa nilaza teny mahafaly ny amin'ny fahamarinana teo amin'ny fiangonana lehibe aho; indro ny molotro tsy mba nakomboko; Jehovah ô, Hianao no mahalala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanambara teny mahafaly ny amin’ny fahamarinana teo amin’ny fiangonan-dehibe aho; indro, tsy mba nakomboko ny molotro; TOMPO ô, Ianao no mahalala!
malagasy
Efa nilaza teny mahafaly ny amin'ny fahamarinana teo amin'ny fiangonana lehibe aho; indro ny molotro tsy mba nakomboko; Jehovah ô, Hianao no mahalala.