Psalms 41:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra izay mahatsiaro ny mahantra! NY TOMPO manafaka azy amin’ny andro fahoriana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho an’ny mpampianatra hira. Salamon’i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Salamo nataon’i Davida.
Malagasy Bible 1865
Ho an'ny mpiventy hira. Salamo nataon'i Davida. Sambatra izay mahatsiaro ny malahelo; Jehovah hamonjy azy amin'ny andro fahoriana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra izay mahatsiaro ny mahantra! NY TOMPO manafaka azy amin’ny andro fahoriana;
malagasy
[Fitarainan'ilay ampahorin'ny olon-tsy tia sy ny sakaiza mamadika] Ho an'ny mpiventy hira. Salamo nataon'i Davida. Sambatra izay mahatsiaro ny malahelo; Jehovah hamonjy azy amin'ny andro fahoriana.