Psalms 41:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Ianao kosa, TOMPO ô, mamindrà fo amiko ka atsangano aho mba hamaliako azy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na dia izay olona sakaizako aza, izay nitokiako sy nihinana ny haniko, dia nanangana ny ombalahin-tongony hamely ahy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na dia ny sakaiza tiako indrindra aza, izay nitokiako ka niara-nihinana tamiko, dia nanjary nitsangana hanohitra ahy.
Malagasy Bible 1865
Fa ianao kosa Jehovah ô, mamindrà fo amiko, ka atsangano aho mba hamaliako azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Ianao kosa, TOMPO ô, mamindrà fo amiko ka atsangano aho mba hamaliako azy!
malagasy
Fa ianao kosa Jehovah ô, mamindrà fo amiko, ka atsangano aho mba hamaliako azy.