Psalms 41:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no hahafantarako fa mankasitraka ahy Ianao, dia ny tsy anakoran’ny fahavaloko ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa Ianao ry Iaveh, mamindrà fo amiko, areno aho, dia hamaly azy ireo araka ny tandrify azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa Ianao kosa, TOMPO ô, miantrà ahy; ka areno aho mba hamaliako an’ireo.
Malagasy Bible 1865
Izao no hahafantarako fa mankasitraka ahy Hianao, dia ny tsy anakoran'ny fahavaloko ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no hahafantarako fa mankasitraka ahy Ianao, dia ny tsy anakoran’ny fahavaloko ahy.
malagasy
Izao no hahafantarako fa mankasitraka ahy Hianao, dia ny tsy anakoran'ny fahavaloko ahy.