Psalms 41:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny amiko dia manohana ahy amin’ny fahitsiako Ianao ka mampitoetra ahy eo anatrehanao mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny hahafantarako fa tia ahy Ianao, dia raha tsy resin’ny fahavaloko aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no hahafantarako fa tia ahy Ianao: tsy hakorain’ny fahavaloko hoe resy aho.
Malagasy Bible 1865
Ary ny amiko, dia manohana ahy amin'ny fahitsiako Hianao, ka mampitoetra ahy eo anatrehanao mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny amiko dia manohana ahy amin’ny fahitsiako Ianao ka mampitoetra ahy eo anatrehanao mandrakizay.
malagasy
Ary ny amiko, dia manohana ahy amin'ny fahitsiako Hianao, ka mampitoetra ahy eo anatrehanao mandrakizay.Isaorana anie Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, hatramin'ny taloha indrindra ka mandrakizay. Amena dia Amena.