Psalms 41:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Isaorana anie NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, hatramin’ny taloha indrindra ka ho mandrakizay! Amena; eny, Amena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho ny tsy fananako tsiny dia nanohana ahy Ianao, ary nampitoetra ahy mandrakizay eo anatrehanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izaho dia hotahirizinao tsy hanan-tsiny ka hampitoerinao mandrakizay eo anatrehanao.
Malagasy Bible 1865
Isaorana anie Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, hatramin'ny taloha indrindra ka mandrakizay. Amena dia Amena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Isaorana anie NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, hatramin’ny taloha indrindra ka ho mandrakizay! Amena*; eny, Amena.
malagasy
Isaorana anie Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, hatramin'ny taloha indrindra ka mandrakizay. Amena dia Amena.