Psalms 41:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO hitandrina azy sy hiaro azy tsy ho faty; holazaina fa sambatra ambonin’ny tany izy ary tsy mba hatolotrao amin’ny sitrapon’ny fahavalony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sambatra ny miahy ny mahantra, fa hovonjen’i Iaveh amin’ny andro fahoriana izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sambatra izay miahy ny malahelo sy mahantra, fa ny TOMPO hamonjy azy amin’ny andro mahory.
Malagasy Bible 1865
Jehovah hitandrina sy hiaro azy tsy ho faty; hatao ho sambatra ambonin'ny tany izy, ary tsy mba hatolotrao amin'ny sitrapon'ny fahavalony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO hitandrina azy sy hiaro azy tsy ho faty; holazaina fa sambatra ambonin’ny tany izy ary tsy mba hatolotrao amin’ny sitrapon’ny fahavalony.
malagasy
Jehovah hitandrina sy hiaro azy tsy ho faty; hatao ho sambatra ambonin'ny tany izy, ary tsy mba hatolotrao amin'ny sitrapon'ny fahavalony.