Psalms 41:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO hanohana azy eo ambonin’ny farafara itsaboana azy; soloinao ny momba ny fandrianany rehetra eo am-paharariany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Harovan’i Iaveh sy hovelominy izy; dia ho sambatra ambonin’ny tany, ary tsy mba hatolotrao amin’ny sitrapon’ny fahavalony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO no miaro azy tsy ho faty ka mahatonga azy ho sambatra eto an-tany sady tsy mahafoy azy ho voatanam-pahavalo.
Malagasy Bible 1865
Jehovah hanohana azy eo ambonin'ny farafara hitsaboana azy. Ny fandriany rehetra eo am-paharariany dia hovanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO hanohana azy eo ambonin’ny farafara itsaboana azy; soloinao ny momba ny fandrianany rehetra eo am-paharariany.
malagasy
Jehovah hanohana azy eo ambonin'ny farafara hitsaboana azy. Ny fandriany rehetra eo am-paharariany dia hovanao.