Psalms 41:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy aho: Mamindrà fo amiko, TOMPO ô! Sitrano ny fanahiko fa efa nanota Taminao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iaveh hamonjy azy eo am-parafara fijaliany; havadikao avokoa ny fandriany rehetra eo am-paharariany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO no hanohana azy eo am-pandriana ijaliany, ka dia hikarakara azy mandritra ny aharariany.
Malagasy Bible 1865
Hoy izaho: Jehovah ô, mamindrà fo amiko; sitrano ny fanahiko, fa efa nanota taminao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy aho: Mamindrà fo amiko, TOMPO ô! Sitrano ny fanahiko fa efa nanota Taminao aho.
malagasy
Hoy izaho: Jehovah ô, mamindrà fo amiko; sitrano ny fanahiko, fa efa nanota taminao aho.