Psalms 41:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy tonga mamangy ahy dia zava-poana no teneniny; manangona faharatsiam-panahy ny fony; raha vao tafavoaka izy dia milazalaza ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny fahavaloko kosa manonona fanozonana ahy: «Rahoviana no ho faty io? Rahoviana no ho very ny anaran’io?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fahavaloko maniry loza ho ahy hoe: «Oviana no ho faty io, ka tsy hotsaroana intsony!»
Malagasy Bible 1865
Ary raha avy mamangy, izy dia miteny zava-poana; ny fony mamory faharatsiana ho an'ny tenany; mivoaka eny ivelany izy ka milazalaza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy tonga mamangy ahy dia zava-poana no teneniny; manangona faharatsiam-panahy ny fony; raha vao tafavoaka izy dia milazalaza ireny.
malagasy
Ary raha avy mamangy, izy dia miteny zava-poana; ny fony mamory faharatsiana ho an'ny tenany; mivoaka eny ivelany izy ka milazalaza.